Partager l'article ! Team Gai: Gai sensei dia Jounin, izy no voatendry hanabe an'i Hyuuga Neji, Rock Lee sy Tenten, sy hampianatra azy ny andraikitry ny ninja. Izy d ...

| Mai 2012 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |||||
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | ||||
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | ||||
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | ||||
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||||||
|
||||||||||
Gai sensei dia Jounin, izy no voatendry hanabe an'i Hyuuga Neji, Rock Lee sy Tenten, sy hampianatra azy ny andraikitry ny ninja. Izy dia somary vendrana izay raha ny paoziny, fa anisan'ny ninja mahery indrindra ao Konoha nefa. Hatake Kakashi, mpanabe an'i Naruto sy Sakura ary Sasuke, no rival-ny.
Kôzy kely