Partager l'article ! Team Gai: Gai sensei dia Jounin, izy no voatendry hanabe an'i Hyuuga Neji, Rock Lee sy Tenten, sy hampianatra azy ny andraikitry ny ninja. Izy d ...

| Mai 2012 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |||||
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | ||||
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | ||||
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | ||||
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||||||
|
||||||||||
Gai sensei dia Jounin, izy no voatendry hanabe an'i Hyuuga Neji, Rock Lee sy Tenten, sy hampianatra azy ny andraikitry ny ninja. Izy dia somary vendrana izay raha ny paoziny, fa anisan'ny ninja mahery indrindra ao Konoha nefa. Hatake Kakashi, mpanabe an'i Naruto sy Sakura ary Sasuke, no rival-ny.
mbola any france ve nareo ry zalahy anh!
ary fa maninona no "ankahibe" ny pseudo? manana dikany manokana ve io?
reo namana fahiny,
Bonjour
Regardez les programmes et clips malgaches sur Canalmoza tv. La nouvelle télévision dédiée à l'Afrique et aux îles, en France.
7jours / 7 et 24h/24
Canalmoza TV, www.canalmoza.net