Mardi 22 mars 2005
2
22
/03
/Mars
/2005
00:00
Sipa kely mipetraka ao Konoha, 12 taona izy @ fiantombohan'ny tantara an-tsary Naruto. Izy dia Genin (ninja, level 1) ihany koa, niray kilasy t@ Uzumaki Naruto. Anisan'ny misaina indrindra izy @ Genin niaraka taminy, saingy malefadefaka, tsy ampy fahasahiana. Taraiky be @ Uchiha Sasuke (ho hitantsika manaraka eo) izy io, haha ! Saingy leiry tsy miraharaha an'zany mihitsy.Sakura dia nalain'i Tsunade-sama (5th Hokage) ho mpianany nandritry ny 2 taona, zao izy sady lasa matanjaka be no manana medicinal jutsu, zany hoe afaka mitsabo.
Par Tsiry
-
Publié dans : ankihibe
0
Kôzy kely