Ampalazao

Karoka

Enao koa

Calendrier

Mai 2012
L M M J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
<< < > >>
Mardi 15 mars 2005 2 15 /03 /Mars /2005 00:00

Bandy kely apprenti ninja leiry ao @ tanànakelin'ny Konoha (Ravinkazo) . Hafa kely ranamana satria nisy alikadia misy rambo 9 nogadraina tao anatiny. Leiry pelika sady be tabataba no... dondrom-belona, haha ! Fa saingy matanjaka be.

Mitondra ny anaran'ilay manga an'i Masashi Kishimoto hoe Naruto leiry, manga malaza eran-tany. Fa tsy mbola tonga any Gasikara, dommaz.



Par Tsiry - Publié dans : ankihibe
Ecrire un commentaire - Voir les 1 commentaires
Retour à l'accueil
Créer un blog gratuit sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus