Kaiza daholo e !
Faly mandray anareo eto @ tranonkala ankihibe. Zah tia tia manga zay, sary en général.
Misaotra betsaka nandalo, dia mamelà teny kely e.
Ankafihizo ny fiainana ry leroa a... !

| Novembre 2009 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | ||||||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | ||||
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | ||||
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | ||||
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | ||||
| 30 | ||||||||||
|
||||||||||
Faly mandray anareo eto @ tranonkala ankihibe. Zah tia tia manga zay, sary en général.
Misaotra betsaka nandalo, dia mamelà teny kely e.
Ankafihizo ny fiainana ry leroa a... !
Gai sensei dia Jounin, izy no voatendry hanabe an'i Hyuuga Neji, Rock Lee sy Tenten, sy hampianatra azy ny andraikitry ny ninja. Izy dia somary vendrana izay raha ny paoziny, fa anisan'ny ninja mahery indrindra ao Konoha nefa. Hatake Kakashi, mpanabe an'i Naruto sy Sakura ary Sasuke, no rival-ny.
Kôzy kely